
Chap 10 - Ny boky sy ny literatiora malagasy
Amin’izao Asaramanitra izao, dia faly izahay eto amin'ny Des merveilles à mots ouverts miarahaba antsika Malagasy rehetra ! Andao iaraka hankalaza ny hakanton'ny literatiora malagasy aminay ato amin'ity fizarana faha-10


















